Roa taona misesy izao, nikarakara tafatafa sy lanonana anoherana ny fankahalana sy fanilikilihana mifototra amin'ny fimaroana karazana (lahy/vavy) sy fironam-pilàna ara-nofo ny Beirut Pride, miara-miasa amin'ireo vondrona hafa manohana sy manandra-teny ho amin'ny zon'ny LGBTQ+.
Read More